Atteignez de nouveaux sommets
Commencez votre cours dès aujourd'hui !
Montez en compétences et ayez un impact ! Votre carrière commence ici.
Il est temps de rejoindre un cours.
Classement
Aucun classement pour l'instant :(
Fampianarana ny taranja Malagasy ho an’ny kilasy T9 (3éme) sy T8 (4eme) mba hanomanana ny fanadinana BEPC. Isan’ireo taranja manana lanjan’isa ‘’coefficient” ambony indrindra amin’ny fanadinam-panjakana ofisialy “BEPC” ny taranja Malagasy. Satria izy io tsy fitaovam-pifandraisana fotsiny fa fitaovana mahomby ihany koa ahafahana mamolaka sy mifehy ny fahalalana. Hodinihina manokana ato ireto loha-hevitra ireto :
¨ Ny fitsipiky ny teny malagasy
¨ Tontolon’ny literatiora
¨ Malagasy, Kolontsaina ary Fiarahamonina
¨ Ny fepetra sy tekinika fitrandrahana ireo lohahevitra ireo