Malagasy T8 (4ème) sy T9 (3ème)

Malagasy T8 (4ème) sy T9 (3ème)

Fampianarana ny taranja Malagasy ho an’ny kilasy T9 (3éme) sy T8 (4eme) mba hanomanana ny fanadinana BEPC. Isan’ireo taranja manana lanjan’isa ‘’coefficient” ambony indrindra amin’ny fanadinam-panjakana ofisialy “BEPC” ny taranja Malagasy. Satria izy io tsy fitaovam-pifandraisana fotsiny fa fitaovana mahomby ihany koa ahafahana mamolaka sy mifehy ny fahalalana. Hodinihina manokana ato ireto loha-hevitra ireto :

¨      Ny fitsipiky ny teny malagasy

¨      Tontolon’ny literatiora

¨      Malagasy, Kolontsaina ary Fiarahamonina

¨      Ny fepetra sy tekinika fitrandrahana ireo lohahevitra ireo

45 000,00 Ar
45000.0 MGA 45 000,00 Ar
45 000,00 Ar
Responsable HERIMON Chantal
Dernière mise à jour 05/11/2026
Temps d'achèvement 3 heures 20 minutes
Membres 1
Adolescents
  • NY ANJARA ASAN’NY TENY ( Jery todika « rappel »)
    2Leçons · 1 h
  • NY FEHEZAN-KEVITRA
    2Leçons · 2 h
    • NY FEHEZAN-KEVITRA
      Nouveau
    • Fehezan-kevitra
      Nouveau 10 xp
  • NY TSIRIN-TENY AO ANATY MATOANTENY
    1Leçons · 20 min
    • Lohahevitra 3 TSIRIN-TENY
      Nouveau